MINISTERE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS

MINISTERE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS

  • Accueil
  • Le Ministère
    • Mot du Ministre
    • Biographie du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • Les grands évènements
      • JEUX DE LA CJSOI
      • JEUX DE LA FRANCOPHONIE
      • JEUX OLYMPIQUES
      • JEUX AFRICAINS
      • jeux des îles de l’océan indien
      • JEUX AFRICAINS DE LA JEUNESSE
      • JEUX OLYMPIQUES DE LA JEUNESSE
    • LES FEDERATIONS SPORTIVES
  • Infrastructure

Mois : novembre 2020

Fametrahana ireo ben’ny tanana vaovao ao amin’ny Distrikan’Ampanihy

9 novembre 2020 dsimjs 0

Nametraka ara-pomba ôfisialy an’ireo Ben’ny tanàna rehetra lany voafidy tato amin’ny distrikan’i Ampanihy ny Minisitry ny tanora sy fantanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i […]

Fifanitsanana CAN;niainga ny delegasiona voalohan’ny BAREA nihazo an’i ABIDJAN amin’ny fihaonana amin’ny Elefanta

7 novembre 2020 dsimjs 0

Niainga anio tolakandro ny delegasionina malagasy voalohany hihazo an’i Abidjan. Ny mpilalao rehetra hafa dia hanainga rahapitso any amin’ny toerana misy azy ireo tsirairay avy. […]

Baolina kitra :Fanomanana ny lalao mandroso sy miverina amin’ny fihaonan’ny Barean’i Madagasikara sy Cote d’Ivoire

6 novembre 2020 dsimjs 0

Mandeha araka ny tokony ho izy ny fanomanana ireo lalao 2 izay hihaonan’i Madagasikara sy Côte d’Ivoire ny faha-12 sy faha-17 ny volana Novembre izao. […]

« Consolidation de la paix »na fandriampahalemana maharitra ;natomboka tao Antsirabe ny fampiofanana

6 novembre 2020 dsimjs 0

Raha tiana ny hanangana sy hanana fiarahamonina na fokontany miaina anaty filaminana dia tomponandraikitra voalohany amin’izany ny mponina ao aminy. Izay no anisany filamatra voizina […]

Fanamafisana ny fiaraha miasa eo amin’ny mpanazatra ny Barean’i Madagasikara sy ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanantajahantena

6 novembre 2020 dsimjs 0

Nihaona mivantana tamin’ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto,anio 05/11/20, tetsy amin’ny toeram-piasany,Ambohijatovo, ny mpanazatra ny ekipa nasionaly Barea,Atoa DUPUIS Nicolas.Lahadinika nandritra an’izany […]

Navigation des articles

« 1 … 4 5 6 »

 Mot du Ministre

Je vous souhaite la bienvenue sur le site web du Ministère de la Jeunesse et des Sports de Madagascar , reflet de notre engagement envers la jeunesse […].

Suivez-nous sur

  • facebook-alt
  • instagram
  • linkedin-square

Evenements

Actus en brève

Madagascar brille au Mondial de Pétanque 2025 à Rome

Madagascar brille au Mondial de Pétanque 2025 à Rome

Elgeco Plus en route pour l’exploit africain

Elgeco Plus en route pour l’exploit africain

VIDEO

Concours

Appel a Projet PPEJ

Avis de concours MAGISTRAT 2025

Autre liens

Présidence de la République

Primature

Sénat

Assemblée Nationale

 

Textes et Lois

Décret organigramme MJS 

Jeunesse

Sports

Autres

Organisme rattachées

TAFITA

ANS

INJ

CNSE

CJST

Contact

Adresse:  Place de la Goulette Ambohijatovo

Email: sp@mjs.gov.mg

Copyright © DSI 2025