par dsimjs | Nov 18, 2020 | Non classé
Nisaraka ady sahala 1-1 ny lalaon’ny Barean’i Madagasikara sy ny Elefantan’i Côte d’Ivoire. Samy manana isa 7 avokoa ny ekipa roa Tonta. Mbola misy lalao 2 sisa miandry an’i Barea, izay hotanterahina amin’ny taona hoavy. Alefa...
par dsimjs | Nov 17, 2020 | Non classé
Global Entrepreneurship Week #GEW 16-20 Novembre 2020. »L’entrepreneuriat est un grand facteur de croissance économique, créateur de richesse et de valeur mais aussi créateur d’emploi. Thème: Education, Écosystème, Inclusion et Politique.Les activités...
par dsimjs | Nov 16, 2020 | Non classé
L’ambassade de France à Madagascar, Le Ministère de la Jeunesse et des Sports à travers l’Académie Nationale des Sports, en collaboration avec La Maison du Sport, lancent un appel à manifestation d’intérêt à l’intention des jeunes sportifs, fille et garçons de 15 à 25...
par dsimjs | Nov 14, 2020 | Non classé
Arakan’ny fanamby napetraky ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto,amin’ny fanatanterahana ny veliranon’ny Filoham-pirenena mahakasika ny fizakan-tena sy fampananana asa ho an’ny tanora izay fanoitry ny fampandrosoana...
par dsimjs | Nov 13, 2020 | Non classé
Ao anatin’ny tetik’asa « Fampiorenana ny fahandriam-pahalemana » izay tohanan’ny UNFPA Madagascar amin’ny alalan’ny famatsiam-bolan’ny Peace Building Fund, ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia mikarakara fiofanana hoan’ny tanora aty amin’ny faritra...