par dsimjs | Oct 2, 2020 | Non classé
Tonga nijery ireo takaitra taorinan’ny fahamaizana ny trano fonenan’ny mpianatra tety Maninday ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara,Atoa TINOKA Roberto,izay nisolotena ihany koa ny Minisitry ny...
par dsimjs | Oct 2, 2020 | Non classé
Tsy sakana hanatanterahana ireo velirano nataon’ny Filoham-pirenena ny hamehana ara-pahasalamana iainantsika ankehitriny.Porofon’izany,dia nidina nijery ifotony ny zava misy mahakasika ny fefy loha ny renirano Fiherena ireo mpikambana ao governemanta izay...