par Dir Com | Mai 30, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 22 hatramin’ny 26 May 2023 tao amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha ny fiofanana mahakasika ny haitantana ho fanamafisana ny fahaiza-manao ho an’ireo mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Mai 26, 2023 | Dircom
Noraisin’ Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao amin’ny biraony ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny faha 25 May 2023 i RAPO NAKANY Nichols Atlas izay hisolotena an’i Madagasikara mandritra ny Nasser...
par Dir Com | Mai 26, 2023 | Dircom
Tao aorian’ny nahavoafidy an’Andriamatoa Jimmy RANITRATSILO ho tanora mpitarika mendrika indrindra manerana an’i Afrika ny taona 2023 na ny Young African Leaders Awards, sokajy Kwame Nkrumah’s Visionary Leadership Awards dia tonga nanolotra ny...
par Dir Com | Mai 24, 2023 | Dircom
Nandray ny tompon’andraikitry ny Get in to Rugby 2.0 avy eo anivon’ny World Rugby, Ramatoa Ninette KRUYT, ny Tale misahana ny taniketsan’ny Fanatanjahantena eto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa...
par Dir Com | Mai 24, 2023 | Dircom
Nandray ny masoivohon’ i Maroc miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa Mohammed BENJILANY, tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny 23 may 2023 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA. Voaresaka nandritra...