FAMPIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

FAMPIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

Tao aorian’ny nahavitan’ireo tanora avy amin’ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy ny module 1 , culture de vision na ny kolontsainan’ny vina dia nisitraka fiofanana mahakasika ny « module » manaraka indray izy ireo. Tontosa tao...
FIHAONAMBEN’NY KARATE MALAGASY

FIHAONAMBEN’NY KARATE MALAGASY

Notanterahana ny 27 may tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny lanonana fanokafana ny fihaonamben’ny Karate Malagasy izay mifanindran-dalana amin’ny fiadiana ny « Coupe du Président » izay haharitra roa andron’ny 27...
HERINANDRON’NY MPANAZAVA « MPANAZAVA DAY »

HERINANDRON’NY MPANAZAVA « MPANAZAVA DAY »

Tontosa ny 27 may 2023 ny famaranana ny Herinandron’ny Mpanazava « Mpanazava Day » tao amin’ny LTP Alarobia. Hetsika maro no nanehoan’ireo zatovovavy ity « Mpanazava Day » ity toy ny hetsika ara-kolontsaina, ny hetsika ara-panatanjahantena, ny...