par Dir Com | Juin 20, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahina ny Zoma 20 Jona 2025 tao amin’ny efitrano HAVORIA Anosy ny lanonana ofisialy nanokafana ny fifaninanana “Rallye des Industries”. Fiaraha-mikarakara teo amin’ny Syndicat des Industries de Madagascar (SIM) sy ny Agence Mercatis izay nampivondrona ireo...
par Dir Com | Juin 20, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
La cérémonie de lancement officiel du concours « Rallye des Industries » s’est tenue le vendredi 20 juin 2025, à l’auditorium HAVORIA Anosy. Organisé conjointement par le Syndicat des Industries de Madagascar (SIM) et l’Agence Mercatis, cet événement a rassemblé un...
par Dir Com | Juin 20, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa ny alakamisy 19 jona tao amin’ny Radisson Hotel Ambodivona ny fanokafana ny tetikasa TAFA, izay hetsika entin’ny Masoivohon’i Frantsa eto Madagasikara. Nanatrika izany ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MARSON Moustapha. Nandritra ny...
par Dir Com | Juin 20, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Le jeudi 19 juin au Radisson Hotel d’Ambodivona, s’est tenu le lancement officiel du Projet Tafa, une initiative portée par l’Ambassade de France. La cérémonie d’ouverture a été honorée par la présence du Ministre de la Jeunesse et des Sports, MARSON Moustapha. Dans...
par Dir Com | Juin 20, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny alakamisy 19 jona 2025 teo dia nandray ny Association Khoja Shia de Madagascar (ASKIAM) ny minisitra MARSON Moustapha. Tonga izy ireo nanolotra fitaovana ara-panatanjahantena ho an’ny tonora sy ny atleta malagasy. Mitsinjara toy izao ireo fitaovana natolotra:...