par Dir Com | Juil 1, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nihaona tamin’ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Marson Moustapha, ny alatsinainy 30 jona 2025 tao Ambohijatovo ny solontena vaovaon’ny OIF na ny Fikambanana Iraisam-pirenena ho an’ny Frankôfônia eto amin’ny ranomasimbe Indiana,...
par Dir Com | Juil 1, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Le lundi 30 juin 2025 à Ambohijatovo, le Ministre de la Jeunesse et des Sports, Monsieur Marson Moustapha, a reçu en audience le nouveau représentant de l’Organisation Internationale de la Francophonie (OIF) pour la région de l’océan Indien, Monsieur Traian-Laurentiu...
par Dir Com | Juil 1, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nahazo vokatra tsara i Madagasikara tamin’ny alalan’i Randrianaivo Hajaina tamin’ny fandreseny sy nahazoany medaly volamena sokajy -50 kg nandritra ny Tshwane Cadet African Cup 2025, izay natao ny 28 jona tao Pretoria, Afrika Atsimo. Nifanehatra tamin’ny...
par Dir Com | Juil 1, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Madagascar a obtenu un excellent résultat grâce à Randrianaivo Hajaina, qui a remporté la médaille d’or dans la catégorie des -50 kg lors du Tshwane Cadet African Cup 2025, qui s’est tenu le 28 juin à Pretoria, en Afrique du Sud. En finale, il a affronté le...
par Dir Com | Juin 30, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notoloran’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, MARSON Moustapha , ny certificat de reconnaissance ny 29 sy 30 Jona 2025, Andriamatoa JEAN-CLAUDE sy andriamatoa RANDRIANJATOVO Nicolas Xavier, mpiasa eto anivon’ny Minisitera. Ho an’andriamatoa...