par dsimjs | Déc 14, 2020 | Non classé
Ho fanomezana lanja ny lafiny ara-panatanjahantena ao amin’ny Faritra Anosy dia notanterahina ny Asabotsy faha 12 Desambra lasa teo ny fametrahana ny vato fehizoron’ny kianja mitafo manarapenitra vaovao ao antanànan’i Ampasimasay, Tetikasan’i filoha Andry...
par dsimjs | Déc 14, 2020 | Non classé
Fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja Judo andiany faha 41″ izay hotanterahina ao amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ny 17 hatramin’ny 20 desambra 2020 izao. La 41ème édition du championnat d’Afrique de Judo aura lieu au...
par dsimjs | Déc 11, 2020 | Non classé
Ho fampiharana ny fandaharanasa « Pôle emploi Jeune » izay paikady novolavolaina hanatanterahana ny « Veliranon’ny Tanora ho amin’ny Emergence » dia navondrona ho centre des jeunes ireo tanora mpanjono rehetra ato amin’ny Kaominina Ankatafana...
par dsimjs | Déc 7, 2020 | Non classé
Tsy voatery hahavita fianarana vao afaka manangana orinasa fa trandraho ny talenta misy aminao,ahafahanao mamorona asa ho an’ny tenanao sy ho an’ny hafa. » Tanora mpandraharaha amin’ny famokarana herinaratra azo avy amin’ny loharano no nahazo...
par dsimjs | Déc 5, 2020 | Non classé
Tonga nitsidika ny Espace Jeunes tao Ifanadiana ny delegasiona notarihin’i Ramatoa Tale Jeneraly misahana ny Tanora. Fotoana nahafahana nifampidinika tamin’ny mpiara-miasa ny amin’ny hanatsarana sy hampivelarana ny tolotra omena ho an’ny tanora...