FANDAHARAN’ASA YOUTHCONNEKT MADAGASIKARA

FANDAHARAN’ASA YOUTHCONNEKT MADAGASIKARA

Lucienne, tanora 19 taona monina ao Ambovombe Androy dia anisan’ireo tanora nisitraka ny famatsiam-bola tamin’ny Fandaharan’asa « YouthConnekt » ny taona 2019, programa iray natomboka tamin’ny taona 2019 ary natokan’ny...

LALAO GORISA Tontosa omaly Alahady 17 Janoary 2021 tetsy amin’ny araben’ny fahaleovantena Soarano ny dingana famaranana ny lalao Gorisa izay nandraisan’ireo tanora maro mpankafy skateboard sy BMX anjara.Toy izao ireo vokatra farany tamin’izany fifaninanana izany....
« LALAO GORISA »

« LALAO GORISA »

Ny Fikambanana Gorisa Gorisa izay miara-miasa amin’ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena eto Analamanga ( DRJS) ary ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra (CUA) dia manolotra ho antsika ny hetsika lalao famaranana « GORISA » ny...