par Dir Com | Sep 6, 2021 | Non classé
Antsika Malagasy rehetra manerana an’i Madagasikara ny Kianja BAREA. Tokony ho saro-piaro isika amin’ny fitandroana ity fotodrafitrasa lehibe ity, satria sady fananana iombonana ny Kianja BAREA no sady fananam-pirenena. Io no kianja hiarovana ny...
par Dir Com | Sep 6, 2021 | Non classé
Natomboka androany 3 Septambra 2021 tamin’ny fomba ofisialy ny « Projet Tanora », tetikasa natao hamolavolana ny tanora ho mpitondra fiovana amin’ny alalan’ny fampiofanana sy fampananan’asa ireo tanora eny amin’ny toerana marefo sy...
par Dir Com | Sep 2, 2021 | Non classé
Anio 01 septambra 2021 no nigadona eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ilay kitan’ny Baolina kitra kameroniana fanta-daza maneran-tany tao amin’ny klioba FC Barcelone sy Lions Indomptables Samuel Eto’o izay ny Filoham-pirenena...
par Dir Com | Sep 1, 2021 | Non classé
Anio 31 Aogositra 2021 no notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny ivon-toerana I-TAFA etsy Ambohijatovo ambony. Tonga nanome voninahitra izany ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora eo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ramatoa...