par Dir Com | Déc 13, 2021 | Dircom
Tontosa io maraina io tao amin’ny CEMES Soanierana, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Basketball. Tonga nanatrika izany fifidianana izany, Atoa ANDRITERAKANDRIANA Aina, Talé misahana ny Fanohanana ny Fanatanjahantena Avo Lenta...
par Dir Com | Déc 13, 2021 | Dircom
Notanterahina omaly tolakandro, tao amin’ny Palais des Sports Mahamasina ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona Malagasy ny Muay-Thaï (FMMT). Kandida tokana (1) no nilatsaka hofidiana, ka lany hitantana izany federasionina izany mandritra ny 4 taona indray Atoa...
par Dir Com | Déc 7, 2021 | Dircom
Notontosaina androany 5 desambra tao amin’ny Restaurant Le Pavé Antaninarenina ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiaona Malagasy ny Handball. Fifidianana izay natrehan’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay notarihin-dRamatoa Tale Jeneralin’ny...
par Dir Com | Déc 7, 2021 | Dircom
Nanatanteraka » Levée de fond », ny eo anivon’ny Federasionina Malagasy ny Dihy ara-panatanjahantena sy ny Dihy mihaja, anio faha 5 desambra, izay nahitana ireo ligy maromaro mandrafitra azy, toy ny Vakinakaratra, Menabe, Haute Matsiatra. Natao izany ho...
par Dir Com | Déc 7, 2021 | Dircom
Tontosa anio zoma 3 Desambra 2021 ny fizarana ny « Arrêté de nomination sy ny Note d’affectation » ho an’ireo mpianatra « Maîtres et Maîtresses d’Education Physique et Sportive », izay nianatra nandritra ny 2 taona tao amin’ny Académie...