TARANJA FOOTBALL: BAREA U23

TARANJA FOOTBALL: BAREA U23

Notontosaina ny Alakamisy faha-09 Jona 2022, tetsy amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus Stadium ny lalao ara-piralahina izay nifanandrinan’ny Barea U23 sy ny ekipam-pirenenan’i Maorisy Naharesy tamin’ny isa 2 noho 1 i Madagasikara nandritra ity...
HANDISPORT

HANDISPORT

Nisy ny fihaonana teo amin’ny Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY, Tale Jeneralin’ny Fanatanjahantena sy ny Fédération Handisport ary Melvin sy ny Expert avy atsy amin’ny Nosy La Réunion. Hametraka fiaraha-miasa ara teknika hoentina hampiroboroboana ny taranja...
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA NY BISIKILETA.

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA NY BISIKILETA.

Ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ny bisikileta, dia nisy ny hetsika nokarakarain’ny Masoivohon’ny Inde eto Madagasikara, SEM Abhay KUMAR izay niarahana tamin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary fikambanana tanora maro,...