par Dir Com | Juin 24, 2022 | Dircom
Notanterahana ny faha 21, 22 ary 23 Jona 2022, tao Antsirabe ny zaikabe rezionaly ho an’ny tanora. Tanora miisa 150 avy amin’ny faritra 11 no nanatanteraka izany hetsika izany, izay niarahana tamin’ny Catholic Relief Services (CRS). Miompana...
par Dir Com | Juin 20, 2022 | Dircom
Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ka tsy very anjara amin’izany ny tontolon’ny Tanora sy Fanatanjahantena. Notanterahana ny faha-17 Jona 2022 ny fitokanana amin’ny fomba ofisialy ny kianja...
par Dir Com | Juin 14, 2022 | Dircom
« Arova tsika gny olo varira fa olombelo manahaky antsika avao koa ». Io no lohateny nentina nankalazana izany. Tany amin’ny renivohi-paritra Anôsy no nankalazana ny andro iraisam-pirenena amin’ny fanentanana momba ny varira tamin’ity taona ity....
par Dir Com | Juin 14, 2022 | Dircom
Notontosaina ny 11 Jona 2022 tetsy amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny lalao miverina izay nifanandrinan’ ny Barea U23 sy ny ekipam-pirenena Maorisy . Nisaraka ady sahala tamin’isa 01 noho 01 ity lalao ara-pirahalahina izay fanomanana sahady...
par Dir Com | Juin 14, 2022 | Dircom
Tontosa ny faha- 10 Jona 2022 tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Boxe, izay notanterahina mandritra ny telo andro ny faha-10 hatramin’ny 12...