Tonga nitsidika ny Espace Jeunes tao Ifanadiana ny delegasiona notarihin’i Ramatoa Tale Jeneraly misahana ny Tanora. Fotoana nahafahana nifampidinika tamin’ny mpiara-miasa ny amin’ny hanatsarana sy hampivelarana ny tolotra omena ho an’ny tanora ao amin’izany ivon-toerana izany. Teo ihany koa ny fitsidihana ny « Centre des jeunes privé » izay eo ambany fitantanan »ny Diosezy Katolika.
Diplomasia ara-panatanjahantena: Minisitra Marson Moustapha Abdulah tao amin’ny Foara Fanatanjahantena Iraisam-pirenena tany Ejipta
Le Ministre de la Jeunesse et des Sports de Madagascar, Marson Moustapha Abdulah, a honoré de sa présence l’ouverture du Salon International du Sport en Égypte, c'était hier matin en présence du Premier Ministre égyptien, Moustapha Madbouli, et du Ministre...







