Fitsidihana nataon’ireo delegasiona avy ao ministera tao amin’ny Espace Jeunes Ifanadiana

Tonga nitsidika ny Espace Jeunes tao Ifanadiana ny delegasiona notarihin’i Ramatoa Tale Jeneraly misahana ny Tanora. Fotoana nahafahana nifampidinika tamin’ny mpiara-miasa ny amin’ny hanatsarana sy hampivelarana ny tolotra omena ho an’ny tanora ao amin’izany ivon-toerana izany. Teo ihany koa ny fitsidihana ny « Centre des jeunes privé » izay eo ambany fitantanan »ny Diosezy Katolika.

Autre Articles

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Amin'izao fandalovan' ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao morondava ny tenany. Nijery...