par Dir Com | Jan 26, 2021 | Non classé
Noraisin’ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa RATOVOSON Juliana, anio tao amin’ny biraony tetsy Ambohijatovo ny birao mpitantana ny « Fikambanam-behivavy Ambohidratrimo Mivoatra». Noresahana nandritra izany fihaonana izany ny paikady hametrahana « Centre des...
par Dir Com | Jan 25, 2021 | Non classé
ASCUT Antsinanana no niverina ho tompondaka rehefa avy nandavo ny GNBC Analamanga. Taona maro taty aoriana dia niverina ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Basketball indray ny Association Sportive de la Commune Urbaine de Toamasina na ASCUT...
par dsimjs | Jan 21, 2021 | Non classé
Lucienne, tanora 19 taona monina ao Ambovombe Androy dia anisan’ireo tanora nisitraka ny famatsiam-bola tamin’ny Fandaharan’asa « YouthConnekt » ny taona 2019, programa iray natomboka tamin’ny taona 2019 ary natokan’ny...
par dsimjs | Jan 20, 2021 | Non classé
Notanterahina anio faha 19 janoary 2021 ny fitsidihana ifotony ny fizotry ny asa fananganana ny Kianja Mitafo manarapenitra tao Tolagnaro. Izany dia notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, niarahana tamin’ny Minisitry ny Tanora sy...
par dsimjs | Jan 18, 2021 | Non classé
LALAO GORISA Tontosa omaly Alahady 17 Janoary 2021 tetsy amin’ny araben’ny fahaleovantena Soarano ny dingana famaranana ny lalao Gorisa izay nandraisan’ireo tanora maro mpankafy skateboard sy BMX anjara.Toy izao ireo vokatra farany tamin’izany fifaninanana izany....
par dsimjs | Jan 18, 2021 | Non classé
L’ambassade de France à Madagascar, l’Académie nationale des Sports, en collaboration avec La Maison du Sport, lance un appel à manifestation d’intérêt à l’intention des jeunes sportifs, fille et garçons de 15 à 25 ans toutes disciplines sportives confondues ou dans...