par Dir Com | Juin 7, 2021 | Non classé
Notanterahana anio 6 Jona 2021 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao tao Mahitsy izay ao anatin ‘ny Distrika Ambohidratrimo. Tonga nitokana izany ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry RAJOELINA, notronin’ ny Filohan’ny...
par Dir Com | Juin 7, 2021 | Non classé
Ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny CONFEJES ary ny delegen’ny GTCF eto Madagasikara dia nanatanteraka hetsika ho an’ny tanora sy fanatanjahantena ho fanamarihana ny fankalazana ny faha-20 taona niorenan’ny GTCF (GROUPE DE TRAVAIL POUR LA...
par Dir Com | Juin 2, 2021 | Non classé
Ao anatin’ny fanatanterahana ny paikady vaovao izay mitondra ny lohahevitra hoe « Mitarika ny ady atao amin’ny fampiasana fanafody mampatanjaka anaty vanim-potoana vaovao », dia nisy fivoriana ampitain-davitra anio 01 jona 2021 izay mahakasika ireo mpanao...
par Dir Com | Juin 1, 2021 | Non classé
Tonga soa amantsara eto an-tanindrazana anio 31 May 2021 ny atleta Malagasy nandeha niady izay ho Tompondakan’i Afrika amin’ny taranja Fibatana Fonjamby izay natao tany Nairobi, Kenya. Marihina fa Medaly volamena 08,volafotsy 01 ary alimo 3 no...
par Dir Com | Mai 30, 2021 | Non classé
Tonga nisaotra ny mpiasan’ny fahasalamana izay mandray an- tanana ny mararin’ny valan’aretina covid-19 ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena no sady Minisitra « coach »ny faritra Toliara Andriamatoa TINOKA Roberto Androany 30 May 2021 tao...
par Dir Com | Mai 30, 2021 | Non classé
Taorian’ny fitsidihina ny kianja mitafo tao Toliara dia tonga nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra « Maitre Kira » ihany koa ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Tinoka Roberto androany30 May...