par Dir Com | Août 4, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny zoma 1 aogositra 2025, tao Mahajanga, no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana, ASIEF 2025. Minisitra mpikambana eo amin’ny governemanta maro no tonga nanotrona izany lanonam-panokafana izany....
par Dir Com | Août 1, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny 31 Jolay 2025, tetsy amin’ny Carlton Anosy, no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa famolavolana ny paikady nasionaly ho an’ny fiovam-pihetsika sy ara-piarahamonina. Nanotrona izany, Ramatoa Arlette Rahajarijaona, tale jeneraly misahana ny tanora sy...
par Dir Com | Juil 30, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Hotontosaina any Seychelles ny 01 hatramin’ny 10 aogositra 2025 izao ny lalaon’ny CJSOI andiany faha-13 izay handraisan’i Madagasikara anjara. Miisa 119 ny atleta, tanora ary teknisianina handray anjara amin’ny taranja fanatanjahantena valo sy ny sokajy Tanora....
par Dir Com | Juil 30, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny fitondram-panjakana, tarihin’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina sy ny Praiminisitra Ntsay Christian, dia manome lanja hatrany ny fanohanana ny atleta malagasy amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena. Tsy misy latsa-danja ireo taranja rehetra, ary manaporofo...
par Dir Com | Juil 28, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notokanana ny 25 sy 26 jolay 2025 lasa teo nandritra ny fitetezam-paritra nataon’ny filohan’ny repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina, ny kianja manara-penitra vaovao miisa roa ao amin’ny distrikan’i Maroantsetra, faritra Ambatosoa. Zava-dehibe ary manan-danja ho...
par Dir Com | Juil 25, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nisy ny valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety izay natao tetsy amin’ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy ao Antsahavola ny zoma 25 jolay mahakasika ny fakan-kevitra momba ny fandraisan’anjaran’ny tanora amin’ny ady amin’ny fiovaovan’ny...