Fihaonambe an-tampon’ny SADC.

Fihaonambe an-tampon’ny SADC.

Tontosa soa aman-tsara ny fihaonambe an-tampon’ny SADC izay nampiantranoana tetsy amin’ny CCI Ivato, ny alahady 17 aogositra 2025. Ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay tarihin’ny Minisitra Moustapha Marson dia maneho ny fiarahabana...
Tsenaben’ny tanora andiany faharoa.

Tsenaben’ny tanora andiany faharoa.

Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny tsenaben’ny tanora andiany faharoa, tetsy amin’ny tokontany malalaky ny Lapan’ny Kolontsaina sy Fanatanjahantena Mahamasina, ny 13 aogositra 2025, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Moustapha Marson. Hetsika...