par Dir Com | Oct 30, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa ny 29 oktobra 2025 tetsy amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny fanaovan-tsonian’ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena vaovao, Andriamatoa Alain Desiré RASAMBANY sy ny minisitra teo aloha MARSON Moustapha Abdulah. Nandritra...
par Dir Com | Sep 22, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa teto Antananarivo ny andiany faha-10 ny « Forum Africain des Jeunes » sy ny andiany faha-19 ny « Conférence Africaine du Scoutisme » ny 14 ka hatramin’ny 21 septambra 2025, izay miompana amin’ny lohahevitra « Miara-miaina ho amin’ny Fandriampahalemana »....
par Dir Com | Sep 22, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana teny amin’ny Qg Tanora Ankorondrano ny zoma 19 septambra 2025 lasa teo ny fanokafana ofisialy ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fandriampahalemana. Ho an’i Madagasikara manokana dia haharitra ny 19 hatramin’ny 22...
par Dir Com | Sep 18, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Fitsidihana ara-pomba fifanajana ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa Moustapha Marson no nanombohan’ny iraky ny Hub-YouthConnekt Africa Summit, avy any Rwanda ny fitsidihany eto Madagasikara. Nitohy tamin’ny fidinana ifotony teny...
par Dir Com | Sep 15, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa araka ny tetiandron’ny fitondram-panjakana tarihin’ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina sy ny Praiminisitra, Andriamatoa Ntsay Christian ny fametrahana ny fitantanana ny Arena Toamasina, eo ampelatanan’ny orinasa...
par Dir Com | Sep 13, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notontosaina ny sabotsy 13 septambra 2025 teny amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny hetsika manokana ho an’ny zon’ny tanora sy ny torolalana ho amin’ny asa, nokarakarain’ireo tanora roa mpilatsaka an-tsitrapo ao amin’ny fandaharan’asa Loharano II. Tanora marobe, lahy sy...