par Dir Com | Nov 7, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana tetsy Ambohijatovo ny 6 Novambra 2025 ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa teo amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny fikambanana Terres en Mêlées, notarihin’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena RASAMBANY Alain...
par Dir Com | Nov 7, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana ny fihaonana voalohany niarahana tamin’ny mpiara-miombon’antoka ho fanohanana ireo fandaharanasa mikasika ny tanora sy ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Nanolotra paikady efatra lehibe ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ho...
par Dir Com | Nov 5, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Hisokatra malalaka ho an’ny mpanao gazety rehetra ny loharanom-baovao eo anivon’ny Minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena mba hisian’ny mangaraharaha . Azon’ny solontenan’ny mpanao gazety hatrehana ny fivoriana isaky ny telo...
par Dir Com | Nov 3, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Noraisin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré, tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny 3 novambra 2025, ireo mahery fo malagasy voahosotra ho tompondaka eran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe. Nisy ny...
par Dir Com | Oct 31, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana ny 30 oktobra 2025 tao amin’ny Lapan’ ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena, Mahamasina, ny fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré sy ireo solontenan’ny fikambanan’ny tanora maro...
par Dir Com | Oct 31, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ho fampiroboroboana ny fanatanjahantena eto Madagasikara, nihaona tamin’ireo solotenan’ny federasiaonina ara-panatanjahantena malagasy ny Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré, ny 30 oktobra 2025 tao amin’ny...