
Fanoloran’ny AFT Andavamamba boky ho an’ny Minisitera.
Notoloran’ny Alliance Française Andavamamba (AFT) boky ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny 6 may 2025. Ity hetsika ity dia natao ho fanohanana ny fanabeazana […]
Notoloran’ny Alliance Française Andavamamba (AFT) boky ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny 6 may 2025. Ity hetsika ity dia natao ho fanohanana ny fanabeazana […]
Notanterahina ny alatsinainy 5 may 2025 teny amin’ny Hotely Colbert, Antaninarenina, ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah, […]
Notanterahana ny 30 aprily 2025 tao amin’ny ny teatra monisipaly Isotry ny hetsika « Seho Sehatra », hetsika ara-kolontsaina sy fanabeazana izay nametraka ny sehatry ny teatra […]
Nanatrika ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa araha-dinidinika natokana ho fampiroboroboana ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy tanora amin’ny sehatry ny politika sy fanamafisana ny fandriampahalemana eto […]
Tanteraka tao Toliara, Renivohitry ny Faritra Atsimo Andrefana ny iraka fizohiana ireo Tetikasa ho an’ny Tanora izay tohanan’ny UNPBF. Nisy ny fitsidihana ara-pomba fanajana ireo […]
Copyright © DSI 2025