par Dir Com | Déc 9, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Noraisin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny Kolonely Michaël RANDRIANIRINA, niaraka tamin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Alain Désiré RASAMBANY, ny filohan’ny FIBA eto Afrika, Andriamatoa Anibal Aurelio MANAVE, androany teny...
par Dir Com | Déc 9, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny zoma 5 desambra ka hatramin’ny Alahady 07 Desambra, ny FIBA 3×3 Africa Cup 2025. Hetsika ara-panatanjahantena manana ny lanjany aty amin’ny kaontinanta afrika. Tonga nanokatra izany...
par Dir Com | Déc 5, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Noraisin’ ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, RASAMBANY Alain Désiré, ny zoma 5 desambra 2025, ny ekipam-pirenena ANKOAY. Nitsodrano sy nankahery azy ireo ny Minisitra izay nisolotena ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika. Ora vitsy mialoha ny...
par Dir Com | Déc 2, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tanora 79 no kendrena ho tonga mpandrahara matianina amin’ny fanodianana ny vokatra an-dranomasina tao Toliara Naseho ny maha-zava-dehibe ny fanombohana amin’izay efa misy eo an-tanàna amin’ny fandraharahana, indrindra ho an’ny sehatry ny fanodinana vokatra...
par Dir Com | Déc 2, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nitsidika ny kianja Maitre Kira ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Alain Désiré RASAMBANY, ny 01 desambra 2025 niaraka tamin’ireo manam-pahefana ao an-toerana izay nahitana ny avy ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana sy ny kaominina...
par Dir Com | Déc 1, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nidina ifotony , nitafa , nanazava politika niresaka mivantana tamin’ny mpianatra ny Minisitra telo mirahalahy. Ny Minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy loharanon-karena stratejika ANDRIAMPARANY Carl, ny minisitry ny fampianarana ara-teknika TSILEFA Antonio ary ny...