par Dir Com | Avr 16, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Misolo-tena ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, mandray anjara amin’ny « Dialogue des États Insulaires sur la Stratégie de la Jeunesse », izay tanterahina any Maurice ny 13 hatramin’ny 15 Aprily 2025, ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora (DGJ),...
par Dir Com | Avr 14, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny ECOSOC 2025 Youth Forum miaraka amin’ireo sampan-draharaha samihafa eo anivon’ny Firenena Mikambana (PNUD, UNESCO, UNICEF, UNFPA, sns.) dia mikarakara hetsika mahakasika ny tanora sy ny fifandraisana ara-tsosialy, ny siansa ary ny fampandrosoana...
par dsimjs | Avr 10, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana tao amin’ny kianja monisipaly Arivonimamo ny 9 aprily 2025 ny hetsika baolina lavalava an-tsekoly tamin’ny alalan’ny tetikasa “Rugby Rising Play”. Nandray anjara tamin’izany ny sekoly miisa valo tao amin’ny SISCO Arivonimamo. Natao indrindra izao hetsika...
par dsimjs | Avr 9, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tonga eto Madagasikara Andriamatoa Dingam HONON-HORBE. Tomponandraikitra misahana ny fandaharan’asa ho an’ny tanora ao amin’ny CONFEJES. Hamita iraka eto an-toerana mandritra ny hadimiana izy, manomboka ny 7 hatramin’ny 11 avrily. Hiompana...
par dsimjs | Avr 9, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana tao amin’ny kianjan’ny kanto Mahamasina ny alahady 6 aprily 2025 ny andiany voalohany amin’ny Morengy Iarivo. Afa-po tanteraka ireo mpankafy ity taranja ara-panatanjahantena tentim-paharazana ity satria dia nomen-danja tanteraka ity...