par Dir Com | Mai 30, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahina ny 22 may 2025 tao amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny atrikasa “Youth Foresight Fellowship” na “Vatsim-pianarana ho an’ny Tanora”. Ity hetsika ity dia sehatra natokana hanangonana sy handinihana ny hetahetan’ny Tanora Malagasy mikasika ny...
par Dir Com | Mai 27, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny alatsinainy 26 may ny fiofanana natokana ho an’ny tanora miisa 440 avy amin’ny faritra Toliara, ary hitohy hatramin’ny alarobia ho avy izao. Andriamatoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, no...
par Dir Com | Mai 26, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa ny 23 sy 24 may 2025 tao amin’ny Kaominina ambanivohitra Morombe, Faritra Atsimo Andrefana, ny hetsika “Tranoeva ho an’ny fandraharahana ara-bola tsy anavahana sy fandraharahan’ny Tanora ambanivohitra”, nokarakarain’ny tetikasa SPICES miaraka amin’ny CRS...
par Dir Com | Mai 21, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nosokafana tao amin’ny QG Tanora ny fiofanana ho an’ny mpampiofana amin’ny Fampianarana Feno momba ny Fananahana (ECS), izay haharitra herinandro. Tanjona amin’ity fiofanana ity ny fanatsarana ny fahalalana sy ny fomba fiasa ho an’ireo mpisehatra rehetra ary tafiditra...
par Dir Com | Mai 16, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nandritra ny Fivoriambe faha-40 an’ireo Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ao anatin’ny Frankofonia, izay notanterahana tao Rabat Maraoka ny 13 hatramin’ny 16 may 2025, dia nanatanteraka fihaonana manan-danja maro Andriamatoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah,...
par Dir Com | Mai 15, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nanomboka ny Alarobia 14 may ary hitohy hatramin’ny Zoma 16 may 2025 ao amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny fiofanana ho an’ny tanora momba ny fandraharahana. Ity fiofanana ity dia karakarain’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, amin’ny alalan’ny Fitaleavana...