Fanolorana marim-pankasitrahana

Fanolorana marim-pankasitrahana

Notoloran’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, MARSON Moustapha , ny certificat de reconnaissance ny 29 sy 30 Jona 2025, Andriamatoa JEAN-CLAUDE sy  andriamatoa RANDRIANJATOVO Nicolas Xavier, mpiasa eto anivon’ny Minisitera. Ho an’andriamatoa...