Fihaonamben’ny tanora ao Antsiranana

Fihaonamben’ny tanora ao Antsiranana

Mitohy ny fanatanterahana ny fihaonamben’ny tanora ho an’ny faritanin’Antsiranana. Tafiditra anatin’izany fihaonana izany ny hetsika Tanora Mandrafitra ny Ho Avy, ny Zatovovavy Miavotra sy Mivoatra ary ny Hackathon. Izany no tontosa dia noho ny fiaraha-miasa eo...