par Dir Com | Déc 26, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana ny 23 desambra 2025 teny amin’ny QG Tanora, Ankorondrano, ny fivoriana voalohany izay mahakasika ny fanavaozana ny politika nasionalin’ny tanora (PNJ) . Ao anatin’ny ezaka fanohanan’ny Fanjakana ny tanora malagasy sy manoloana ireo fiovana...
par Dir Com | Déc 23, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa ny Alatsinainy 22 Desambra 2025 tao amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny fanolorana fitaovana nomerika ho an’ny Ivoterana D-CLIC, natolotry ny Vondron’ny Firenena Miteny Frantsay na ny OIF – Organisation Internationale de la Francophonie, ho fanohanana sy...
par Dir Com | Déc 22, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Niteraka fahombiazana ny ezaka sy risi-po nanan’ireo tanora atleta malagasy niatrika ny fifaninana iraisam-pirenena samihafa. Tsara ny vokatra tato anatin’ny 2 volana farany. Nanamafy ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny...
par Dir Com | Déc 17, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa soa aman-tsara ny 16 Desambra 2025, tao amin’ny Hôtel Calypso, Toamasina, ny fivorian’ny 4ᵉ Réunion du Comité Mahasaky 2025. Ny tetikasa Mahasaky dia mikendry ny hampiroborobo ny fandraisan’anjaran’ny tanora sy ny vehivavy amin’ny raharaham-pirenena,...
par Dir Com | Déc 16, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nanomboka ny alatsinainy 15 desambra 2025 ny fifanatrehana eo amin’ireo mpikabana eo anivon’ny Governemanta izay tarihan’ny Praiminisitra Herintsalama RAJAONARIVELO sy ireo Solombavambahoakan’i Madagasikara, fotoana izay ahafahan’ireto farany mametraka ny fanontaniana...
par Dir Com | Déc 10, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa teny amin’ny anjerimanontolo Ankatso ny talata 9 desambra 2025 teo ny fifanankalozan-kevitra niarahana tamin’ireo tanora izay nokarakarain’ny Oniversiten’Antananarivo sy ny Vondron’ny Firenena Mikambana eto Madagasikara. Tanora maro avy amin’ny faritra...