par Dir Com | Sep 9, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tanora lahy sy vavy avy amin’ny Distrikan’Ambohidratrimo sy ny Fikambanana samihafa toy ny VTI TMV Ts’art sy ny VTI TMamiratra no namaly ny antso ary nandray anjara mavitrika tamin’ny atrikasa notarihan’ireo mpilatsaka an-tsitrapo Loharano II...
par Dir Com | Sep 3, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Taorian’ny fandraisana makotroka ny Barea an’i Madagasikara teny Mahamasina dia notoloran’ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina, marim-pankasitrahana teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ireo mpilalao sy ny tomponandraikitra eo anivon’ny Federasiona...
par Dir Com | Sep 1, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nigadona an-tanindrazana ny alahady 31 aogositra 2025 ireo mpilalaon’ny Barea an’i Madagasikara rehefa avy niady ny lalao famaranan’ny CHAN 2025 tany Kenya izay nifanandrinany tamin’ny ekipan’i Maroc. Na dia teo aza ny faharesena telo noho roa dia dingana lehibe no...
par Dir Com | Août 27, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tantara vaovao no nosoratan’ny Barea an’i Madagasikara. Hifandona amin’i Maroc amin’ny sabotsy 30 aogositra 2025 izao ny ekipan’ny Barea rehefa nandavo an’i Soudan teo amin’ny lalao manasa-dalana izay tena niady tokoa. Tany amin’ny minitra faha 116 tao anatin’ny...
par Dir Com | Août 25, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa ny 23 aogositra 2025 tao amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny seho « Match de gala » eo amin’ny taranja basket-ball izay nandraisan’ireo kintan’ny basktet-ball amerikanina Anthony Tolliver sy Sylvia...
par Dir Com | Août 22, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notoloran’ny fitondram-panjakana tarihin’ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina ny tapakila, ny vatsin-dalana, ary ny anto-bola ho fandraisana anjara amin’ny « Championnat d’Afrique des Nations» ireo mpilalao Volley-ball zazavavy....