par Dir Com | Nov 28, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Misongadina ny asa ho an’ny tanora , faly ny vahoaka tao Toliara raha nandray ny filohan’ny fanavaozana ny Repoblika sy ny mpanolontsaina avo ary mpikambana vitsivitsy teo anivon’ny governemanta. Isan’izany ny Minisitry ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Nov 28, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia manome lanja ny fahasalamana sy ny fiarovana ny tanora malagasy. Ho fampiharana izany, ny Fitaleavana misahana ny Fahasalamana Ara-pananahana sy ny Fiarovana ny Tanora (DSRPJ) dia nanatanteraka fiofanana momba ny...
par Dir Com | Nov 27, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ao anatin’ny fampiharana ny sehatra nomérika « iParticipate », izay tohanan’ny Programan’ny Firenena Mikambana misahana ny Fampandrosoana (PNUD), amin’ny alalan’ny tetikasa RPEDEM sy Mahasaky, miaraka amin’ny fanohanana avy amin’ny Fonds des Nations Unies pour la...
par Dir Com | Nov 26, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nanantanteraka fitsidihana ara-teknika ny Kianja Barea Mahamasina, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré, ny 26 Novambra 2025, taorian’ny namerenana ny fitantanana ity fotodrafitrasa ity ho eo ambany fiahian’ny minisitera....
par Dir Com | Nov 26, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Noraisin’Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika tao Iavoloha, ny 25 novambra 2025 ireo atleta Malagasy nahazo vokatra miavaka teo amin’ny taranja Tsipy Kanetibe. Nisy ny fanolorana mari-boninahitra, izay natao ho mariky ny fankasitrahana sy...
par Dir Com | Nov 25, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana ny 21 novambra 2025 tao amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny Fararanon-kevitra andiany faha-3, miompana amin’ny lohahevitra « Ny fahavitan-tena ara-tsakafo : ny andraikitry ny tanora » Nandray anjara tamin’ny adihevitra ireo tanora sy mpisehatra amin’ny...