MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre
  • Accueil
  • Le Ministère
    • Le Ministre
    • Mot du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Développement et vulnérabilité
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • LES GRANDS EVENEMENTS
    • Les FEDERATIONS SPORTIFS
  • infrastructures
  • Actualités
  • Concours
  • Accueil
  • Le Ministère
    • Le Ministre
    • Mot du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Développement et vulnérabilité
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • LES GRANDS EVENEMENTS
    • Les FEDERATIONS SPORTIFS
  • infrastructures
  • Actualités
  • Concours
Fanomanana ny YouthConnekt Africa Summit 2025

Fanomanana ny YouthConnekt Africa Summit 2025

par Dir Com | Juil 25, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia manome lanja lehibe ny sehatra mifandraika amin’ny diplaomasia ara-panatanjahantena sy ny tanora. Ny alakamisy 24 jolay dia nisy ny fivoriana ampitain-davitra teo amin’ny Minisitra Moustapha Marson sy ny...
Fanombohana ofisialy ny rafitra nomerika « iParticipate » eto Madagasikara

Fanombohana ofisialy ny rafitra nomerika « iParticipate » eto Madagasikara

par Dir Com | Juil 22, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Notanterahina ny talata 22 jolay 2025 tao amin’ny QG Tanora, Ankorondrano, ny lanonana fampahafantarana ofisialy ny rafitra nomerika « iParticipate », izay manamarika dingana lehibe eo amin’ny fandraisan’anjaran’ny olom-pirenena amin’ny alalan’ny teknolojia eto...
Atrikasa fanamafisana fahaiza-manao ho an’ireo tomponandraikitra ao amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy Fanatanjahantena

Atrikasa fanamafisana fahaiza-manao ho an’ireo tomponandraikitra ao amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy Fanatanjahantena

par Dir Com | Juil 22, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Tanterahina ao amin’ny « Petit Palais » etsy Mahamasina manomboka ny talata 22 jolay, ary haharitra efatra andro, ny atrikasa fanatevenam-pahalalana sy fanamafisana traikefa ho an’ireo tomponandraikitra ambony ao amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena....
Fanohanana ara-bola ho an’ny federasiona ara-panatanjahantena

Fanohanana ara-bola ho an’ny federasiona ara-panatanjahantena

par Dir Com | Juil 21, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Ao anatin’ny fanatanterahana ny politikan’ny fitondram-panjakana amin’ny ady amin’ny kolikoly sy ny fanamafisana ny mangarahara amin’ny fitantanana raharaham-panjakana, izay anisan’ny laharam-pahamehana amin’ny fotoam-pitondrana faharoan’ny Filohan’ny Repoblika,...
Elgeco Plus nandrombaka ny Amboaran’i Madagasikara 2025

Elgeco Plus nandrombaka ny Amboaran’i Madagasikara 2025

par Dir Com | Juil 21, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Tontosa ny alahady20 jolay  teny amin’ny kianja Elgeco Plus, By Pass, ny lalao famaranana amin’ny fiadiana ny Amboaran’i Madagasikara amin’ny taranja baolina kitra. Nifandona tamin’ity dingana famaranana ity ny ekipan’ny tompon-tanàna, Elgeco Plus, sy ny AS...
Andro Manerantany ho an’ny Fahaizamanaon’ny Tanora 2025: Hetsika natokana hampiroboroboana ny fahaizan’ny tanora Malagasy

Andro Manerantany ho an’ny Fahaizamanaon’ny Tanora 2025: Hetsika natokana hampiroboroboana ny fahaizan’ny tanora Malagasy

par Dir Com | Juil 21, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Notanterahina tao amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny Alatsinainy 14 sy Talata 15 Jolay 2025 ny hetsika natao hanamarihana ny Andro Manerantany ho an’ny Fahaizamanaon’ny Tanora. Nisy tamin’izany ny fampirantiana, fanentanana, atrikasa « masterclass »,...
Page 10 sur 18« Première page«…89101112…»Dernière page »

 Mot du Ministre

Suivez-nous sur

  • facebook-alt
  • instagram
  • linkedin-square

Actus en brève

Jeunes moteurs du changement

Jeunes moteurs du changement

Karaté : un championnat national réussi

Karaté : un championnat national réussi

Evenements

VIDEO

Concours

Appel a Projet PPEJ

Avis de concours MAGISTRAT 2025

MINISTERE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS

Accès Direct

Accueil

Actualités

Le ministère

YouthConneKt

La Jeunesse

Contact

Le Sport

Autre liens

www.presidence.gov.mg

www.assemble-nationale.mg

www.primature.gov.mg

www.hcc.gov.mg

Suivez-nous
  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre
(©) Equipe DSI-MJS 2026. Tous droits réservés