MINISTERE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS

MINISTERE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS

  • Accueil
  • Le Ministère
    • Mot du Ministre
    • Biographie du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • Les grands évènements
      • JEUX DE LA CJSOI
      • JEUX DE LA FRANCOPHONIE
      • JEUX OLYMPIQUES
      • JEUX AFRICAINS
      • jeux des îles de l’océan indien
      • JEUX AFRICAINS DE LA JEUNESSE
      • JEUX OLYMPIQUES DE LA JEUNESSE
    • LES FEDERATIONS SPORTIVES
  • Infrastructure

Malagasy

Fihaonamben’ny Skoto eto Afrika andiany faha-19

22 septembre 2025 Dir Com 0

Tontosa teto Antananarivo ny andiany faha-10 ny « Forum Africain des Jeunes » sy ny andiany faha-19 ny « Conférence Africaine du Scoutisme » ny 14 ka hatramin’ny 21 […]

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fandriampahalemana.

22 septembre 2025 Dir Com 0

Notanterahana teny amin’ny Qg Tanora Ankorondrano ny zoma 19 septambra 2025 lasa teo ny fanokafana ofisialy ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fandriampahalemana. Ho […]

Fitsidihan’ireo iraky ny Hub YouthConnekt Africa Summit eto Madagasikara.

18 septembre 2025 Dir Com 0

Fitsidihana ara-pomba fifanajana ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa Moustapha Marson no nanombohan’ny iraky ny Hub-YouthConnekt Africa Summit, avy any Rwanda ny fitsidihany eto […]

Fanolorana ny fitantanana ny gymnase Arena Toamasina amin’ny Elite Communication.

15 septembre 2025 Dir Com 0

Tontosa araka ny tetiandron’ny fitondram-panjakana tarihin’ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina sy ny Praiminisitra, Andriamatoa Ntsay Christian ny fametrahana ny fitantanana ny Arena Toamasina, eo […]

Andro natokana ho an’ny zo sy ny torolalana eo amin’ny sehatry ny asa ho an’ny tanora.

13 septembre 2025 Dir Com 0

Notontosaina ny sabotsy 13 septambra 2025 teny amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny hetsika manokana ho an’ny zon’ny tanora sy ny torolalana ho amin’ny asa, nokarakarain’ireo […]

Navigation des articles

1 2 … 16 »

 Mot du Ministre

Je vous souhaite la bienvenue sur le site web du Ministère de la Jeunesse et des Sports de Madagascar , reflet de notre engagement envers la jeunesse […].

Suivez-nous sur

  • facebook-alt
  • instagram
  • linkedin-square

Evenements

Actus en brève

Madagascar brille au Mondial de Pétanque 2025 à Rome

Madagascar brille au Mondial de Pétanque 2025 à Rome

Elgeco Plus en route pour l’exploit africain

Elgeco Plus en route pour l’exploit africain

VIDEO

Concours

Appel a Projet PPEJ

Avis de concours MAGISTRAT 2025

Autre liens

Présidence de la République

Primature

Sénat

Assemblée Nationale

 

Textes et Lois

Décret organigramme MJS 

Jeunesse

Sports

Autres

Organisme rattachées

TAFITA

ANS

INJ

CNSE

CJST

Contact

Adresse:  Place de la Goulette Ambohijatovo

Email: sp@mjs.gov.mg

Copyright © DSI 2025