par Dir Com | Déc 7, 2021 | Dircom
Tontosa anio zoma 3 Desambra 2021 ny fizarana ny « Arrêté de nomination sy ny Note d’affectation » ho an’ireo mpianatra « Maîtres et Maîtresses d’Education Physique et Sportive », izay nianatra nandritra ny 2 taona tao amin’ny Académie...
par Dir Com | Nov 30, 2021 | Dircom
Anisany namaranan’Atoa Minisitry Tanora sy Fanatanjahantena MAMOD’ALI Hawel ny diany ny fihaonana tamin’ireo mpikirakira Fanatanjahantena teto Parisy. Nandritra izany fotoana izany no nitondran’ireo solontena vitsivitsy ny hetahetan’izy ireo...
par Dir Com | Nov 30, 2021 | Dircom
Ny faha 27 Novembra 2021, no nihaonan’Atoa Minisitra MAMOD’Ali Hawel tamin’Atoa Babak Amir-Tahmasseb, Tale misahana ny fifandraisana iraisam-pirenena eo anivon’ny INSEP (Institut National du Sport de l’Expertise et de la Performance), izay nisolo...
par Dir Com | Nov 30, 2021 | Dircom
Tao aorian’ny fihaonan’ny Tale Jeneraly lefitra misahana ny siansa sosialy sy ny maha olona sy ny Ministry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia niroso tamin’ny « séance plénière » ny fandaharam-potoanan’ny fivoriam-be faha 41 ny UNESCO. Koa...
par Dir Com | Nov 25, 2021 | Dircom
Fihaonana tamin’ny Tale Jeneraly lefitra Ny talata faha 23 novambra 2021, no nihaona tamin- dRamatoa Gabriela Ramos, Tale lefitra misahana ny siansa sosialy sy maha olona eo anivon’ny UNESCO ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena MAMOD’ALI...
par Dir Com | Nov 22, 2021 | Dircom
Tonga nanotrona ny ekipam-pirenena Malagasy izay mandray anjara amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ny taranja « Tsipy Kanety Be » izay atao ao Santa Sussana, Espana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena, Atoa MAMOD’ALI Hawel sy ireo...