par Dir Com | Avr 7, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fivoriana izay niarahana tamin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ireo tompon’andraikitra rehetra teto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, omaly 6 aprily 2023. Nandritra izany dia nanome toromarika ny...
par Dir Com | Avr 7, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika am-panajana an’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, androany 6 aprily 2023 teto amin’ny biraony Ambohijatovo ny solotenan’ny PNUD monina sy miasa eto Madagasikara, Ramatoa NATASHA Van Rijn....
par Dir Com | Avr 7, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA tao amin’ny biraony teto Ambohijatovo ny Ambasadaoron’i Iran monina sy miasa eto Madagasikara, Andriamatoa HASSAN Ali Bakhshi,...
par Dir Com | Avr 6, 2023 | Dircom
Ho fanohanana ny Tanora eny anivon’ny anjery manontolo dia nisy ny fihaonana izay niarahana tamin’ny Filohan’ny Oniversite Antananarivo, Andriamatoa Profesora Mamy Raoul RAVELOMANANA, sy ny Filoha lefitra ny Oniversiten’Antananarivo, Ramatoa...
par Dir Com | Avr 5, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 03 sy 04 aprily 2023 tetsy amin’ny Hotel Novotel Alarobia ny seminera mahakasika ny Baolina kitra ho an’ny vehivavy eto Madagasikara izay niarahan’ny Federasiona Malagasy ny taranja Baolina kitra sy ny UEFA. Natao izany ho...
par Dir Com | Avr 3, 2023 | Dircom
Nandray ny Filohan’ny Federasiona Malagasy ny taranja Judo, Andriamatoa SAID Bruno Eric sy Ramatoa Laura RASOANAIVO, tao amin’ny biraony Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 1 aprily 2023....