LUTTE : FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

LUTTE : FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Lutte, Andriamatoa RAVELOSON Mamitiana, ny 24 martsa 2023....
RUGBY: TERRES EN MÊLÉES

RUGBY: TERRES EN MÊLÉES

Tonga namaly ny fanasana avy amin’Andriamatoa Arnaud GUILLOIS, masoivohon’ny Frantsa monina sy miasa eto Madagasikara, izay nitsodrano ireo ekipa U18 avy amin’ny Association Terres en Mêlées izay hiatrika ny fifaninanana « Tournoi AROI » (Association...
TARANJA FOOTBALL: FITSIDIHINA ARA-POMBA OFISIALY

TARANJA FOOTBALL: FITSIDIHINA ARA-POMBA OFISIALY

Nandray ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Football, Andriamatoa Victorien ANDRIANONY, tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 20 martsa 2023. Voaresaka nandritra...