par Dir Com | Mar 3, 2023 | Dircom
Taorian’ny fivoriana ara-teknika momba ny lalaon’ny nosy andiany faha-11 izay niarahana tamin’ireo Filohan’ny Federasionina sy ireo Tale Teknika eo anivon’ny federasiona tsirairay avy ny 28 febroary 2023 lasa teo dia efa miditra tanteraka...
par Dir Com | Mar 3, 2023 | Dircom
Notanterahina ny 28 febroary 2023 tao amin’ny Hôtel Le Louvre Antaninarenina ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny fitondrana Japoney tamin’ny alalan’Andriamatoa ABE Koji, Ambasadaoron’i Japon monina sy miasa eto Madagasikara sy ny Federasiona...
par Dir Com | Mar 3, 2023 | Dircom
Ho fanomanana ny fiatrehana ny lalao iraisan’ny firenena miteny frantsay na ny » Jeux de la Francophonie » andiany faha 9 izay ho tanterahina any Congo Kinshasa ny 29 jolay hatramin’ny 6 Aogositra 2023 hoavy izao dia nanatanteraka fivoriana izay...
par Dir Com | Mar 1, 2023 | Dircom
Notontosaina ny 28 febroary 2023 tao amin’ny kianja Barea Mahamasina ny fivoriana izay niarahana tamin’ireo Filohan’ny Federasionina sy Tale Teknika nasionaly rehetra izay mandray anjara amin’ny lalaon’ny nosy andiany faha11 izay ho...
par Dir Com | Mar 1, 2023 | Dircom
Tonga nijery ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao Morondava ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy notronin’ny Governoran’ny Faritra Menabe sy ny orinasa misahana...