par Dir Com | Avr 24, 2023 | Dircom
Notanterahina ny 20 aprily 2023, tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny fivoriana momba ny fandaminana rehetra mahakasika ny fankalazana ny andro manerantany ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana. Hetsika izay natao indrindra...
par Dir Com | Avr 24, 2023 | Dircom
Nandray an’i Laura RASOANAIVO RAZAFY, mpiangaly taranja Judo ary mitazona laharana voalohany eran-tany eo amin’ny sokajy « Junior » latsaky ny 70kg ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, notronin’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy...
par Dir Com | Avr 20, 2023 | Dircom
Notanterahina tetsy amin’ny INSCAE 67Ha, ny 19 aprily 2023 ny kaonferansa momba ny » Fitantanana ny fanatanjahantena eo amin’ny sehatra avo lenta » , izay nokarakarain’ny « The Futur is feminine » Nisy ny fifanakalozan-kevitra tamin’ireo...
par Dir Com | Avr 18, 2023 | Dircom
Tonga niarahaba sy nirary soa an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, amin’izao nanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Handball, Ramatoa RAHERIARIJAONA Regina Clarisse, ny 17 aprily 2023....
par Dir Com | Avr 17, 2023 | Dircom
Ho fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanantanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana, ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Fikambanambe Iraisam-pirenena momba ny Fahasalamana dia manasa antsika rehetra handray anjara amin’ny...