par Dir Com | Mai 4, 2023 | Dircom
Tao aorian’ny faritra Analamanga dia anjaran’ny tanora tao Toamasina, Faritra Antsinanana indray no nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA, izay tetikasan’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay tarihan’Andriamatoa...
par Dir Com | Mai 4, 2023 | Dircom
Tontosa ny Talata 2 may 2023 tao amin’ny Palais des Sports Mahamasina ny fiofanana Lifeskills Fanoitra module 2 sy module 3 mahakasika ny lohahevitra « Fanabeazana maha-olom-pirenena vanona, fandriampahalemana, ady amin’ny kolikoly, fiarovana ny tontolo...
par Dir Com | Mai 3, 2023 | Dircom
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 02 may 2023 ny fotoam-pivoriana ara-potoana voalohany eo anivon’ny Antenimierampirenena Tsimbazaza sy teo amin’ny Antenimierandoholona Anosy. Tonga nanatrika izany ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta,...
par Dir Com | Mai 2, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 29 aprily 2023, tao amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety narahina atrikasa mahakasika ny ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina isan’izany ny « Rôrô », izay niarahana tamin’ny...
par Dir Com | Mai 2, 2023 | Dircom
Ho tanterahina any Maroc ny 10 hatramin’ny 15 may 2023 ho avy izao ny famaranana ny fifidianana izay tanora mpitarika mendrika manerana ny Afrika na ny » Young African Leadership Award 2023″ ny taona 2023. Noraisin’ Andriamatoa André Haja RESAMPA,...