TARANJA TENNIS: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

TARANJA TENNIS: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny Federasiona Malagasy ny taranja tennis, izay tarihan’ny Filohany,  Andriamatoa Soloniaina RAKOTOMANIRAKA, ny 11 may 2023....
FANOLORANA MARI-BONINAHITRA IREO ATLETA

FANOLORANA MARI-BONINAHITRA IREO ATLETA

Noraisin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA nandritra ny  » Journée des médaillés » tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny 07 may 2023, ireo atleta Malagasy namiratra sy nitondra vokatra tsara teo amin’ny fifaninanana kaontinanta Afrikanina sy ny...