par Dir Com | Mai 22, 2023 | Dircom
Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, ny faha 19 May 2023 ny sary famantarana sy ny ny hira faneva ny Lalao ny Nosy andiany faha 11 izay ho tanterahina eto Madagasikara ny volana Aogositra ho avy izao. Nandritra ny lahateny nataon’Andriamatoa André Haja...
par Dir Com | Mai 19, 2023 | Dircom
Tanterahana eto Madagasikara ny faha 18 hatramin’ny faha 21 may 2023 izao ny fivorian’ireo mpikambana ao amin’ny filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny lalaon’ny Nosy eto amin’ny ranomasim-be Indiana izay fivoriana mahakasika ny fanomanana ny...
par Dir Com | Mai 19, 2023 | Dircom
Nifarana ny faha 17 may 2023, tetsy amin’ny Novotel Alarobia ny « Deuxième forum humanitaire de l’Union Africaine pour la jeunesse ». Naharitra telo andro ny faharetan’ity fikaonandoha ity ary nandritra izay fotoana izay no nandinihana ny fomba...
par Dir Com | Mai 19, 2023 | Dircom
Nigadona ny 17 May 2023 teto Antananarivo ireo mpikambana ao amin’ny vaomiera iraisam-pirenena misahana ny Lalaon’ny Nosy. Tonga nitsena azy ireo teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa ...
par Dir Com | Mai 17, 2023 | Dircom
Niompana kokoa tamin’ny fijerena ireo teknika sy ny fametrahana drafitra mamokatra hoentin’ny tanora miatrika fidinana ifotony sy famahana olana ara-piaraha-monina manoloana ireo hetsika tiana ho atao ity andro faharoa ity. Nisy ny asam-bondrona natao...