par Dir Com | Mai 24, 2023 | Dircom
Nandray ny tompon’andraikitry ny Get in to Rugby 2.0 avy eo anivon’ny World Rugby, Ramatoa Ninette KRUYT, ny Tale misahana ny taniketsan’ny Fanatanjahantena eto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa...
par Dir Com | Mai 24, 2023 | Dircom
Nandray ny masoivohon’ i Maroc miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa Mohammed BENJILANY, tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny 23 may 2023 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA. Voaresaka nandritra...
par Dir Com | Mai 22, 2023 | Dircom
Nifarana ny 21 May 2023 ny fivoriana iraisan’ny filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny lalaon’ny Nosy eto amin’ny ranomasimbe Indiana, izay nandritra ny 4 andro ny 18 hatramin’ny 21 May 2023. Firenena 7 no nandray anjara tamin’izany dia Maurice, Maldives,...
par Dir Com | Mai 22, 2023 | Dircom
Notontosaina ny 21 May 2023 manodidina ny farihin’Anosy ny hazakazaka ho an’ny daholobe na ny « Athlétisme pour tous » izay nahitana mpandray anjara miisa 1000 mahery eo ho eo. Hetsika ankalazaina manerantany ary fanao isan-taona eo amin’ny sehatry ny...
par Dir Com | Mai 22, 2023 | Dircom
Notanterahana ny faha 20 May 2023 tetsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka ny lalao fanokafana amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, andiany voalohany eo amin’ny taranja rugby lalaovin’olona 15, sokajy vehivavy. Resy nanoloana ny...