par Dir Com | Sep 9, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tanora lahy sy vavy avy amin’ny Distrikan’Ambohidratrimo sy ny Fikambanana samihafa toy ny VTI TMV Ts’art sy ny VTI TMamiratra no namaly ny antso ary nandray anjara mavitrika tamin’ny atrikasa notarihan’ireo mpilatsaka an-tsitrapo Loharano II...
par Dir Com | Sep 9, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Des jeunes, garçons et filles, issus du District d’Ambohidratrimo ainsi que de diverses associations telles que VTI TMV Ts’art et VTI TMamiratra, ont répondu à l’appel et ont participé activement à l’atelier dirigé par les volontaires du programme Loharano II, le...
par Dir Com | Sep 3, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Taorian’ny fandraisana makotroka ny Barea an’i Madagasikara teny Mahamasina dia notoloran’ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina, marim-pankasitrahana teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ireo mpilalao sy ny tomponandraikitra eo anivon’ny Federasiona...
par Dir Com | Sep 3, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Après l’accueil triomphal réservé aux Barea de Madagascar au stade de Mahamasina, le Président de la République, Andry Rajoelina, a remis des distinctions honorifiques aux joueurs ainsi qu’aux responsables de la Fédération Malgache de Football, le lundi 1er septembre...
par Dir Com | Sep 1, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nigadona an-tanindrazana ny alahady 31 aogositra 2025 ireo mpilalaon’ny Barea an’i Madagasikara rehefa avy niady ny lalao famaranan’ny CHAN 2025 tany Kenya izay nifanandrinany tamin’ny ekipan’i Maroc. Na dia teo aza ny faharesena telo noho roa dia dingana lehibe no...