par Dir Com | Fév 2, 2021 | Non classé
Nisy ny fitsidihana ny fandrosoan’ny asa izay atao ao amin’ny kianja BAREA Mahamasina ny alatsinainy 1 Febroary 2021. Kianja; izay handraisana ny lalao CAN 2021, hifandonan’i Madagasikara sy Niger ny faha-30 Martsa 2021. Araka izany, nanatanteraka ...
par Dir Com | Fév 1, 2021 | Non classé
Notontosaina androany 1 febroary 2021 ny fametrahana ireo mpiasan’ny fitsarana 12 tany amin’ny Faritany Toliara. Tonga nanome voninahitra izany tany an-toerana ny solotenan’ny Governemanta Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena TINOKA...
par Dir Com | Jan 30, 2021 | Non classé
Tonga nanao fitsidihana ny kianjan’ny Centre Régional de la Jeunesse et des Sports sy ny kianjan’ny lycée technique tao Toamasina ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto niaraka tamin’ireo delegasiona notarihiny ny...
par Dir Com | Jan 30, 2021 | Non classé
Omaly zoma faha 29 janoary 2021 no tonga nidina ifotony sy nitondra fanazavana ara-tekinika amin’ny fananganana Kianja mitafo manarapenitra tamin’ireo tompon’andraikitra isan’ambaratongany amin’ny fitantànana ny tanànan’i Toamasina...
par Dir Com | Jan 29, 2021 | Non classé
Notanterahina anio ny famoahana ara-pomba ofisialy ireo Mpampianatra- Mpanabe ara-panatanjahantena nandrato fianarana teo anivon’ny Académie Nationale des SPORTS, misalotra ny anarana « ANDIANY MENDRIKA ». Miisa 156 ireo mpianatra notolorana ny mari-pahaizana...