ANTSIRANANA: FITSIDIHANA IREO CENTRES DES JEUNES

ANTSIRANANA: FITSIDIHANA IREO CENTRES DES JEUNES

Omaly 11 martsa 2021, dia nanatanteraka fitsidihana ny centre des jeunes Tavandra tao Antsiranana ,Ramatoa Juliana RATOVOSON Tale Jeneraly misahana ny tanora. Ity ivon-toerana ity izay eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena...
KIANJA MANARAPENITRA AO ANTSIRANANA

KIANJA MANARAPENITRA AO ANTSIRANANA

Tonga nijery ny fizotrin’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao amin’ny fokontany Ambohimitsinjo, commune ambonivohitra Antsiranana, distrika Antsiranana I  ny delegasiona avy ao amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena...