par Dir Com | Juin 14, 2021 | Non classé
Nanomboka anio 14 Jona 2021 ny fivoriana ampitain-davitra tanterahin’ireo teknisiana ambony misahana ny Tanora eo anivon’ny firenena mpikambana ao anatin’ny COMESA (Common Market for Eastern and Southern Africa), izay ahitana firenena 21. Amin’ny maha...
par Dir Com | Juin 10, 2021 | Non classé
Notokanana anio Alakamisy 10 Jona 2021, ny kianja manarapenitra tao AMBOHIDRATRIMO, faritra Analamanga. Mizotra mankany amin’ny fandrosoana tokoa ny firenena raha eo amin’ny lafiny fanatanjahantena no resahina satria dia kianja manarapenitra roa...
par Dir Com | Juin 9, 2021 | Non classé
Noraisin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto tao amin’ny biraony ao Ambohijatovo anio 8 Jona 2021, ireo tanora mpikatroka ny taranja « savate boxe française » izay manoman-tena hiatrika ny fiadiana izay ho tompondaka...
par Dir Com | Juin 7, 2021 | Non classé
Notanterahana anio 6 Jona 2021 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao tao Mahitsy izay ao anatin ‘ny Distrika Ambohidratrimo. Tonga nitokana izany ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry RAJOELINA, notronin’ ny Filohan’ny...
par Dir Com | Juin 7, 2021 | Non classé
Ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny CONFEJES ary ny delegen’ny GTCF eto Madagasikara dia nanatanteraka hetsika ho an’ny tanora sy fanatanjahantena ho fanamarihana ny fankalazana ny faha-20 taona niorenan’ny GTCF (GROUPE DE TRAVAIL POUR LA...