MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre
  • Accueil
  • Le Ministère
    • Le Ministre
    • Mot du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Développement et vulnérabilité
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • LES GRANDS EVENEMENTS
    • Les FEDERATIONS SPORTIFS
  • infrastructures
  • Actualités
  • Concours
  • Accueil
  • Le Ministère
    • Le Ministre
    • Mot du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Développement et vulnérabilité
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • LES GRANDS EVENEMENTS
    • Les FEDERATIONS SPORTIFS
  • infrastructures
  • Actualités
  • Concours
COMESA: FIVORIAN’IREO MINISITRA MISAHANA NY TANORA ETO AFRIKA.

COMESA: FIVORIAN’IREO MINISITRA MISAHANA NY TANORA ETO AFRIKA.

par Dir Com | Juin 22, 2021 | Non classé

Notanterahina anio 22 jona 2021 ny fivoriana ampitain-davitra voalohany ho an’ireo Minisitra misahana ny Tanora mpikambana ao anatin’ny COMESA (Common Market for Eastern and Southern Africa). Marihina fa ity fivoriana ity dia tohin’ilay fivoriana izay...
FAMARANANA NY FIVORIANA MAHAKASIKA NY FIAROVANA SY FANOMEZAN-DANJA NY LALAO SY NY FANATANJAHANTENA NENTIM-PAHARAZANA ATY AFRIKA

FAMARANANA NY FIVORIANA MAHAKASIKA NY FIAROVANA SY FANOMEZAN-DANJA NY LALAO SY NY FANATANJAHANTENA NENTIM-PAHARAZANA ATY AFRIKA

par Dir Com | Juin 18, 2021 | Non classé

Nifarana anio 17 Jona 2021 ny fivoriana ampitain-davitra izay notarihin’ny African Traditional Sports and Games Confederation (ATSGC) sy ny UNESCO nandritra ny 3 andro izay nitondran’ireo teknisiana ambony momba ny fanatanjahantena manerana an’i...
COMESA: ANDRO FAHATELO FAMARANANA NY FIVORIAN’IREO TEKNISIANA AMBONY MISAHANA NY TANORA

COMESA: ANDRO FAHATELO FAMARANANA NY FIVORIAN’IREO TEKNISIANA AMBONY MISAHANA NY TANORA

par Dir Com | Juin 17, 2021 | Non classé

Nifarana anio 16 Jona 2021 raha naharitra hateloana, ny atrikasa virtoaly niarahan’ireo teknisiana ambony misahana ny Tanora anatin’ny firenena 21 mpikambana amin’ny COMESA. Androany no nitondrana fandravonana ireo tatitra rehetra avy @ firenena...
VONDRONA AFRIKANINA / UNESCO : FIVORIANA MIKASIKA NY FIAROVANA SY FANOMEZAN-DANJA NY LALAO SY  FANATANJAHANTENA NENTIM-PAHARAZANA ATY AFRIKA.

VONDRONA AFRIKANINA / UNESCO : FIVORIANA MIKASIKA NY FIAROVANA SY FANOMEZAN-DANJA NY LALAO SY FANATANJAHANTENA NENTIM-PAHARAZANA ATY AFRIKA.

par Dir Com | Juin 16, 2021 | Non classé

Manatanteraka fivoriana ampitain-davitra mahakasika  ny Fanatanjahantena sy lalao nentim-paharazana ny African Traditional Sports and Games Confederation (ATSGC), manomboka anio 15 Jona hatramin’ny 17 Jona 2021 izao. Izany dia fiaraha-miasa amin’ny...
TATITRY NY GOVERNEMANTA TEO ANATREHAN’NY ANTENIMIERAMPIRENENA.

TATITRY NY GOVERNEMANTA TEO ANATREHAN’NY ANTENIMIERAMPIRENENA.

par Dir Com | Juin 14, 2021 | Non classé

Nanao ny tatitry ny asa vita nandritra ny taona 2020 teo anivon’ny Antenimierampirenena  ireo Minisitra  isan-tsokajiny anio 14 jona 2021. Ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA Roberto no nanao ny  tatitra mahakasika ny...
Page 145 sur 158« Première page«…143144145146147…»Dernière page »

 Mot du Ministre


Suivez-nous sur

  • facebook-alt
  • instagram
  • linkedin-square

Actus en brève

Jeunes moteurs du changement

Jeunes moteurs du changement

Karaté : un championnat national réussi

Karaté : un championnat national réussi

Evenements

VIDEO

Concours

Appel a Projet PPEJ

Avis de concours MAGISTRAT 2025

MINISTERE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS

Accès Direct

Accueil

Actualités

Le ministère

YouthConneKt

La Jeunesse

Contact

Le Sport

Autre liens

www.presidence.gov.mg

www.assemble-nationale.mg

www.primature.gov.mg

www.hcc.gov.mg

Suivez-nous
  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre
(©) Equipe DSI-MJS 2026. Tous droits réservés