par Dir Com | Juil 5, 2021 | Non classé
Tsara ny vokatra ho an’i Madagasikara eo amin’ny fifaninanana amin’ny taranja Rugby izay atao any Nairobi, Kenya satria dia nahazo fandresena izy ireo tamin’ny lalao voalohany natao androany. Teo amin’ny « Rugby...
par Dir Com | Juil 2, 2021 | Non classé
Hatao ny 19 ka hatramin’ny 28 Aogositra 2022 ao Kinshasa, Repoblika Demokratikan’i Congo Ny andiany faha-9 amin’ny lalao ny Frankôfonia. Notanterahina androany 01 Jolay 2021 ny fivoriana ara-teknika voalohany ho fanomanana sahady ny...
par Dir Com | Juil 1, 2021 | Non classé
Hanainga anio Alarobia 30 jona 2021 ireo ekipam-pirenena Malagasy eo amin’ny taranja Rugby izay ahitana ekipa telo (3) izay miisa 83 ny mandrafitra ny delegasiona Malagasy nandray ny sidina anio maraina izay ahitana mpilalao miisa 73, mpitabo 3, mpanazatra 3,...
par Dir Com | Juin 28, 2021 | Non classé
Tontosa anio 24 Jona 2021 tao amin’ny Tranoben’ny Tanora « Lanirano » Faradofay ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny « U-REPORT MADAGASIKARA » izay nanasana ny tanora avy ao amin’ny Faritra Anôsy ary notronin’ireo manam-pahefana sy...
par Dir Com | Juin 28, 2021 | Non classé
Tonga nidina ifotony nijery ny fandroson’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao Morondava ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto androany 24 Jona 2021. Nanotrona azy tamin’izany ny Mpandrindra Jeneraly misahana...