par Dir Com | Août 23, 2021 | Non classé
Tanteraka androany Alatsinainy 23 Aogositra 2021 ny fananganan-tsaina voalohany teto anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao aorian’ny nitsanganan’ny Governemanta vaovao sy ny nandraisan’Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel...
par Dir Com | Août 23, 2021 | Non classé
Taorian’ny fitokanana ny kianja manarapenitra filalaovana tsipy kanetibe » FITARATRA 2023″, tao Tongarivo, kaomina Tanjombato, ny zoma lasa teo dia nisy avy hatrany ny fifaninanana « Festival de Pétanque Grand Open Analamanga ». Niisa 252 ireo ekipa olona...
par Dir Com | Août 23, 2021 | Non classé
Anio 20 Aogositra 2021 no nanatanterahina ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora, tao amin’ny Kaomina Alasora. Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora eo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Août 23, 2021 | Non classé
Notokanana anio, Zoma 20 Aogositra 2021 ny kianja filalaovana tsipy kanetibe manarapenitra mitondra ny anarana « FITARATRA 2023 » eto Tongarivo, Tanjombato. Tonga nanotrona sy nanome voninahitra izany fotoan-dehibe izany ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena...
par Dir Com | Août 20, 2021 | Non classé
Tanteraka ny hariva teo ny fifanaovan-tsonia ny amin’ny fifandimbiasam-pitantanana teo amin’Andriamatoa TINOKA Roberto Minisitra teo aloha sy Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena vaovao, ary Ramatoa Juliana RATOVOSON...