par Dir Com | Avr 15, 2022 | Dircom
Mizotra tsara ny fametrahana ireo rafitra rehetra ho fanomanana ny handraisana ny lalaon’ny Nosy eto Madagasikara. Tsy mitsahatra mikaon-doha miaraka amin’Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Filohan’ny Komity Olaimpika...
par Dir Com | Avr 11, 2022 | Dircom
Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny « Champions League Atsimondrano » teny amin’ny kianjan’ Antanikatsaka Itaosy Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Nandritra izany no nanolorany baolina kitra isaky ny...
par Dir Com | Avr 11, 2022 | Dircom
Ny alakamisy faha – 07 Aprily 2022, dia tonga nitsidika an’Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny fianakaviam-ben’ny mpikatroka ny taranja « Kick boxing » izay...
par Dir Com | Avr 11, 2022 | Dircom
Tonga nitsidika am-panajana an’ Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny masoivohon’ny Repoblika Entim-bahoakan’ny Sina miasa eto Madagasikara, SEM GUO Xiaomei, ny alakamisy faha 07 Aprily 2022, teto Ambohijatovo....
par Dir Com | Avr 11, 2022 | Dircom
Ny talata faha-5 aprily, no tonga nitsidika tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena teto Ambohijatovo ny Masoivohon’ny Soisa miasa sy monina eto Madagasikara, SEM Chasper SAROTT. Nandritra ny...