FARITRA IHOROMBE : FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA

FARITRA IHOROMBE : FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA

Notanterahina ny 21 May 2022 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Ihosy, Faritra Ihorombe. Tonga nitokana izany ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA izay notronin’Andriamatoa TINOKA Roberto Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny...
TARANJA BASKET BALL: LALAO FAMARANANA NY SMATCHIN

TARANJA BASKET BALL: LALAO FAMARANANA NY SMATCHIN

Tonga nanome voninahitra ny lalao famaranana teo amin’ny fifaninanana ara-panatanjahantena « Smatchin andiany faha 9 » izay andraisan’ireo mpianatra eny anivon’ny oniversite miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana, eo amin’ny taranja...
FORUM SUR L’EMPLOI ET LE DÉVELOPPEMENT DES JEUNES

FORUM SUR L’EMPLOI ET LE DÉVELOPPEMENT DES JEUNES

Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny Fikaonandoham-pirenena mahakasika ny asa sy ny fampiroboroboana ny tanora, teny amin’ny CCI Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian ny 5 may 2022 niaraka tamin’ireo mpikambana sasantsasany ao anatin’ny governamanta izay...